Entry | antsamotady | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Tady voarandrana atao fandefasana vato amelezana: tokony ho roa metatra eo ho eo ny halavany ka eo afovoany, amin' ny fisasahany, izay atao hoe foitr' antsamotady no ametrahana ny vato; ny ilan' ny antsamotady dia atao miforitra a. min' ny ankikely, fa ny tendrony iray kosa izay atao hoe tsapok' antsamotady dia mivaha tsy misy mitana azy mba hahafahan' ilay vato miantoraka amin' izay kendrena hasiana [1.1] | ||||||
Explanations in English | A sling for throwing stones [1.7] | ||||||
Explanations in French | Fronde [1.8] | ||||||
Examples |
| ||||||
Article | Randzavola: antsamotady ao amin' ny Baiboly (=> fiadiana sy fiarovana) | ||||||
Updated on 2022/07/18 |