| Entry | 1 antsafa |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
12 [Betsimisaraka] arahaba
[1.78] 13 Fanontaniana toe-pahasalamana na toetoe-javatra: Aorian' ny arahaba no matetika atao ny antsafa 14 Fanontaniana zavatra efa fantatra rahateo, nefa mba tiana hofotopotorana [1.1] |
| Explanations in English |
15 enquiries about things of which one is fully cognisant beforehand. Used in enquiries after the sovereign and her kingdom.
[1.2] |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|