Entry antony (antoka)
Part of speech noun antoka and pronoun
Explanations in Malagasy Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako (Fanoratra koa ny hoe: ny anton' ny nandavany ny fangatahako)
Zavatra kendrena hotratrarina amin' ny asa iray na izay ilana zavatra iray: Ny taranaka no antony ilofosantsika amin' ny asa isan' andro ~ Tsy fantatro ny anton' itỳ milina itỳ [1.1]
Explanations in English Cause, origin, object, design, chief agent, superintendent. Probably this word is from antoka (surety) [1.2]
 A cause; the object in view [1.7]
Explanations in French Cause, motif [1.8, 1.13]
 Raison; la fin en vue [1.8]
 Mobile [1.13]
Examples 
1Tsy hitako ny antony. [2.270]
2Mazava ny antony, lehiroa a! [2.643]
3Vetivety dia fantatra ny antony. [2.472]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/17