|
|
|
|

Entry (1/2)1  antoko
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Andiany, sokajiny iray: Antokon-tafika
Fikambanana voafaritra tsara hiavaka amin' ny hafa: Antoko politika
Mpiaraka na mpikambana miray amin' ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny
Explanations in French  4  [1.13] catégorie, classe, parti, série
Examples  5  [2.4#] Teo an-tokotany izahay, dia nanao antoko-mpihira iray.
6  [4.27#] Io aloha dia porofon' ny fahalemen' ny antoko politika.
7  [2.270#] Eh, raha nahitan' ny olona antoko miaramila tonga tampoka!
8  [2.472] Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny.
Root  9  toko
Compound words 

Entry (2/2)13  antoko
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Betsimisaraka] tsatokazo, andry, andribe
Explanations in French  16  [1.19] [Tankarana] pieux sur lesquels sont posées les solives du plancher de la case, comme varingarinsa

Anagrams  17  antoko, atokon, kanoto, kotano, kotona, natoko, ontako, tokoan, tokona

Updated on 2025/02/02