Entry | antenimiera | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fivorian' olona vitsivitsy ao anatin' ny fikambanana iray mba hihevi-draharaha [1.1] | |||
Andrim-panjakana iray misy ny olom-boafidy mamolavola mifidy ary mandany ny lalàna [1.13] | ||||
Explanations in French | Assemblée [1.13, 1.5] | |||
Synonyms | komity | |||
Elementary words | teny ; miera | |||
Compound words |
| |||
Updated on 2023/08/16 |
![]() |