|
|
|
|

Entry1  antenatena
Part of speech  2  preposition
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza toerana eo ampovoan' ny fiakarana na fidinana iray: Niverina nody izy na dia efa tonga teo antenatena lalana aza
4  Rihana tsy ambony na ambany indrindra: Anontanio ao antenatenany fa ao izy no mipetraka [1.1]
Explanations in French  5  au milieu [1.5]
Examples  6  nahaverezana takelaka roa ao an-tenatenany ity boky ity (il y a deux feuilles de perdus au milieu de ce livre) [1.3]
7  nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration) [1.3]
Morphology 
8  Simple :
Other spellings  9  an
Tables and plates  10  All the prepositions

Updated on 2020/07/31