|
|
|
|

Entry1  antenaina
Root  2  antena
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Inoana am-pitokiana: Antenaiko fa ho avy izy
5  Ampoizina: Fandresena no nantenaintsika rehetra, hoy ilay mpitari-tafika, kanjo faharesena itỳ no hita
6  Andrasana: Rakoto no nantenain' ny mponina kanjo Rabe no tonga [1.1]
Explanations in English  7  to be hoped for [1.2, 1.7]
8  to be expected [1.2]
Explanations in French  9  qu'on espère, qu'on attend [1.3, 1.8]
Examples  10  Koa dia ny adala misy antenaina kokoa noho izy. [2.285]
11  Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina? [4.27]
12  antenaina fa mbola hisy ny mpamakafaka lalindalina kokoa. [2.298]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Proverbs  17  Proverbs containing the word antenaina

Anagrams  18  antenaina, atiñanañe, ientanana

Updated on 2023/01/20