Entry antañehana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Sempotra noho ny hamainan'ny tenda, semposempotra noho ny hafanana na ny hazakazaka; sempotra, ana, reraka avy nihazakazaka ka tsy nahazo fiainana tsara [1.78]

Updated on 2020/07/31