Entry anondroana (tondro)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Tsy hitako izay teny mahazatra anondroana azy [2.296]
2Ary ny anarana hoe Sihanaka dia anondroana farihy sy dobo any Mahafaly [2.508]
Morphology 
Present : anondroana, anondroako, anondroanao, anondroany, anondroantsika, anondroanay, anondroanareo, anondroan', anondroan-, anondroam-, anondroa-
Past : nanondroana, nanondroako, nanondroanao, nanondroany, nanondroantsika, nanondroanay, nanondroanareo, nanondroan', nanondroan-, nanondroam-, nanondroa-
Future : hanondroana, hanondroako, hanondroanao, hanondroany, hanondroantsika, hanondroanay, hanondroanareo, hanondroan', hanondroan-, hanondroam-, hanondroa-
Imperative : anondroy

Updated on 2020/07/31