Entry | 1 anoina (ano) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Atao: Ny tsy anoina no anoina. [1.1] 4 asa atao na zavatra karakaraina: Tian'ny mpanjify ny taozavatra anoin' ny mpanao asa tanana 5 Endriky ny matoanteny aman-tsirinteny a-, -ina, -ana: Matoanteny anoina ny hoe: atao, soratana, vidina [1.62] |
Explanations in English |
6 to be done, etc. Same as atao. [1.2] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word anoina |
Anagrams | 13 ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana |
Updated on 2023/08/16 |