Entry ankoatra
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina [1.1]
Explanations in English Beyond; over and above [1.7]
Explanations in French Au-delà de [1.3, 1.8]
Examples 
1Ka angaha ny tena mba nanana akanjo hafa ankoatry ny fanamiana tily! [2.356]
2Ary na tsy mihaona eto aza, mihaona any ankoatra. [2.499]
Morphology 
Simple : ankoatra, ankoatry
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/16