Entry | 1 ankizy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny ilazana ny zaza na ny olombelona mbola kely ankapobeny: Indraindray saro-pantarina ny ho avin' ny ankizy Teny ilazana rehefa mety ho zanaka, na dia efa mitokan-trano ara, raha mbola velona ray aman-dreniny: Ireto ankizy ireto koa manahirana, hoy Rainikoto tamin-dRasoa vadiny, mantsy an-dRakoto mivady Teny nilazana taloha, amim-pomba mitory halemem-panahy, ny mpanompo, ny andevo: Noheverin-dRabe ho Ikotovao ankizy fahiny ilay nifanena taminy, kanjo hay tsy izy Ankehitriny, teny ilazana ny vady aman-janaka, ny vady (vehivavy): Lasa any an-tsena ny ankizy ka mangingina ny trano. |
Explanations in English |
4 [1.2] a child, children, servants, youths of both sexes. 5 [1.7] a child, children |
Explanations in French |
6 [1.8] enfant |
Examples |
7 Ny ankizy lehibe mandravaka ny trano heva. [2.442#] 8 Tsy misy ny famoronana eo amin' ny ankizy; [2.445#] |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word ankizy |
Anagrams | 17 ankizy, kiniza |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |