|
|
|
|

Entry1  an-kinafinafina
Elementary words  2  afinafina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  an-tsokosoko [1.1]
Examples  5  Dia notantaraiko azy ny nanjo ahy, noborahiko taminy tsy nisy ankinafinafina ny nataoko sy nihatra tamiko. [2.4#]
6  Izany laingon-teny avy amin'ny vavan'ny tsy mba mahay ankinafinafina izany, dia ampy hamantaran-dRaseheno ny fototra mitranga lany sy ny faka miafina momba ny toe-tsain'ity renin'i Benja kely. [1.214#mg]

Updated on 2023/10/29