|
|
|
|

Entry1  ankaso
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanaovana izay hahavoa ny sasany na izay hahasimba ny ataony na ny fananany: Aoka tsy hifanao ankaso
4  Avy amin' itỳ farany itỳ indrindra no niavian' ny hoe ankaso: an-kasomparana, an-kaso, ankaso
5  Fahavoazana mihatra amin' ny tena noho ny afitsoky ny fiainana: Loza ny ankason' ny tany [1.1]
Explanations in English  6  taking by force; malicious damage [1.7]
Explanations in French  7  du mal fait à quelqu'un [1.8]
Examples  8  Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471]
Synonyms  9  ankasomparana, filambanony, hasomparana, hetraketraka, sotasota
Analogs  10  hetraketraka, filambanony, sotasota, hasomparana
Compound words 

Anagrams  12  ankaso, kanosa, sakano, sokana, sonaka

Updated on 2020/07/31