|
|
|
|

Entry1  ankasa
Part of speech  2  adjective
Vocabulary  3  Mathematics: arithmetic
Explanations in Malagasy  4  Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka [1.1]
5  isa azo zaraina roa marina tsara [1.13]
Explanations in English  6  a pair. See lomisy [1.2]
7  even (of numbers) [1.7]
Explanations in French  8  pair (nombre) [1.8, 1.13]
Compound words 

Anagrams  10  ankasa, sakana, sanàka

Updated on 2023/04/23