Entry an-kapobe
Part of speech noun or adverb
Explanations in Malagasy Amin' ny ankamaroany, amin' ny ankabetsahany: Noteneniny an-kapobe fotsiny ny mpianatra, fa tsy nanondro an-dRakoto na Ranaivo manokana akory izy
Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin' ny ankapobeny mahay mihira ny Malagasy [1.1]
Explanations in French En bloc, en gros, en somme, en général [1.3]
 Généralité, global [1.13]
Examples 
1ny fepetra ankapobe mikasika ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana [1.320]
2mamolavola ny planina ankapobe hampandrosoana ny toe-karena sy ny fiaraha-monina [2.114]
Morphology 
Simple : ankapobe, ankapobeny
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/11/22