Entry | Anjoaty | |
Part of speech | name (ethnonym) | |
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [1.78] | |
Examples | Ao koa ireo Anjoaty sakalava izay mahatsiaro tena ho Sakalava kanefa tsy Sakalava fotsiny fa indrindra koa Anjoaty na Onjatsy.
[2.508] | |
Synonyms | Anjoatsy | |
Quotes | Texts mentioning Anjoaty | |
Anagrams |
Updated on 2023/03/05 |
![]() |