|
|
|
|

Entry1  anjaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] fehinkibo fanaon'ny lehilahy rehefa ho any an-tsaha
4  [1.1] Fonjan-javatra lavalava: Anja-barahina
Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra
Explanations in English  5  [1.2#52] a bar or block of any metal; solid rings; a thong or strap of leather.
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
Article  9  Randzavola: anjaka ao amin' ny Baiboly

Anagrams  10  akanja, anjaka, jakana, janaka, najaka

Updated on 2023/01/08