Entry anjaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Fehinkibo fanaon'ny lehilahy rehefa ho any an-tsaha [1.78]
 Fonjan-javatra lavalava: Anja-barahina
Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra [1.1]
Explanations in English A bar or block of any metal; solid rings; a thong or strap of leather. [1.2]
Derivatives 
Article 

Anagrams 

Updated on 2023/01/08