Entry | anirotra | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambara-pampiditra azy ao amin' ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana anirotra. [1.1] | ||
Compound words |
| ||
Other spellings | aniritra | ||
Anagrams | anirotra, raitrano |
Updated on 2023/08/11 |