Entry anidiana (hidy)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Examples Ny lehilahy mitehin-dongoza, ny zaza aman-behivavy mandeha irery, ny omby mandry an-tsaha, ny moka no anidiana ny varavarana, tsy misy ala mireotra, tsy misy voro-maneno [2.285]
Morphology 
Present : anidiana, anidiako, anidianao, anidiany, anidiantsika, anidianay, anidianareo, anidian', anidian-, anidiam-, anidia-
Past : nanidiana, nanidiako, nanidianao, nanidiany, nanidiantsika, nanidianay, nanidianareo, nanidian', nanidian-, nanidiam-, nanidia-
Future : hanidiana, hanidiako, hanidianao, hanidiany, hanidiantsika, hanidianay, hanidianareo, hanidian', hanidian-, hanidiam-, hanidia-
Imperative : anidio

Updated on 2023/01/20