Entry angotingoty (angoty)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angotingoty
Angola, angentsana, hantahanta [1.1]
Examples Bodo zatra tambitamby, sy tamana angotingoty, vao maraina dia somamby izany andron'ny kamboty! [2.1046]
Derivatives 
Synonyms angoty

Updated on 2023/01/20