|
|
|
|

Entry 1  angonina
Root  2 angona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Vorina, atoby, enti-milaza zavatra maso apetraka amin' ny toerana iray: Angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra [1.1]
Explanations in English  9 to be collected, assembled, or gathered together. [1.2]
Examples  10  Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika. [2.472#]
11  Mandoa ariary roa isam-bolona izahay, ary angonina daholo ireo vola ireo. [2.332#]
12  Koa raha eto no misy mianjera tsy dia taolana sisa angonina ao anaty rano ao, hoy i Voahirana. [2.895#]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 anangony, angonina, 15 aningano, 16 anongany

Updated on 2026/04/21