Entry (1/2) | 1 angolaina (angola) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Arahina ny haitraitrany: Haditra io zanakao io fa efa dia angolainao loatra 4 Enti-milaza hira izay vole-na haingonkaingony miolana kely rehefa mihira azy: Angolainy ny hirany ka ao ny mihomehy, ao ny hontsahontsa [1.1] |
Explanations in English |
5 to have one's caprices satisfied [1.7] |
Explanations in French |
6 dont on satisfait les caprices [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word angolaina |
Entry (2/2) | 12 angolaina (angola) |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in English |
14 the state of the shins when scorched by sitting too near the fire. Probably from Angola. [1.2] |
Anagrams | 15 angolaina, iangolana, laingoana |
Updated on 2020/07/31 |