Entry | 1 angidina |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: invertebrates |
Explanations in Malagasy |
4 bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [1.1] |
Explanations in English |
5 a species of dragon-fly. Libellula sp. [1.2] 6 a dragonfly [1.7] |
Explanations in French |
7 libellule [1.8] |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word angidina |
Anagrams | 12 adingina, angidina |
Updated on 2020/07/31 |