Entry |
Andriantsimitoviaminandriandehibe
(andriana, tsy, tovy, lehibe)
|
Part of speech | name (anthroponym)
|
Allegation | Word or expression seen in: tranofitomiandalana
|
Examples |
1 | Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana Andriantsimitoviaminandriandehibe.
[2.508]
|
2 | Tsy nanaiky izany anefa Andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa.
[2.113]
|
3 | Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' Andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo;
[2.48]
|
|
|