Entry Andriampenitra
Elementary words andriana ; fenitra
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy Razamben 'ny Tankaratra, nonina teo amin' ny tendrony anankiray amin' Ankaratra, ka noheverin' ny Ntaolo sy ny tenany fa teo afovoan' ny Nosy, toy ny heveran' ny tany Imamo an-Andriambahoaka -- afovoan' ny tany teo Itasy fa izy no ao amin' ny tena foiben' ny Nosy [1.1]
Explanations in English A tribe living near the Ankaratra mountains, who say they live in the very centre of the island. [1.2]
Explanations in French Nom d'une caste [1.3]

Updated on 2023/06/14