Entry andriamborivory
Elementary words andriana ; vorivory
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mpaniaka mandidy tokana, izany hoe mandidy araka ny sitrapony
Mpanao jadona, mpanao teny tsy valiana, mpandidy tokana, mpandidy tsy zehena, tsy refesi-mandidy [1.1]
Explanations in French Souverain, noble despote, violent [1.3]
 Prince violent et despote. Sens général : agir par la force, avec violence, en abusant de sa puissance [2.415]

Updated on 2023/12/16