Entry andriambo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Hazo avo manohana ny lohatrano [1.78]
  [Sihanaka] Andry roa lehibe manohana ny tafon-trano [1.78]
  [Tanala] Andry roa na telo manohana ny haratra na ny ambonimandry [1.78]

Entry andriambo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Andry [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31