Entry andriamanibavy (andry, hanitra, vavy)
Part of speech noun
Examples Ninoany aza fa mitombo hasina ny fanahy efa nody, ka hita amin' ny tonom-bavaka fanaony fa nandrianiny ho " andriamanidahy " sy ho " andriamanibavy " izy ireo, mpizarazara ny fitahian' ilay Andriamanitra lehibe. [2.296]
Morphology 
Simple : andriamanibavy, andriamanibaviko, andriamanibavinao, andriamanibaviny, andriamanibavintsika, andriamanibavinay, andriamanibavinareo, andriamanibavin', andriamanibavin-, andriamanibavim-

Updated on 2020/07/31