Entry 1/5 andre
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Tenim-piontanana milaza:
-- Fahatairana: Andre! inona ity ataonao, anaka?
-- Figagana: Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka!
-- Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay! [1.1]
Explanations in English An expression of astonishment. See adre, odre. [1.2]

Entry 2/5 andre
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Bara] Moa? Va? Angaha? [1.78]
Synonyms andra

Entry 3/5 andre
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Manavy, fanihy, vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [1.78]
Vocabulary 
Other spellings 

Entry 4/5 Andre
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Andre, Andrea [2.996]
 Andrew [2.996]
Explanations in French André [2.996]
Examples Dia lasa Filipo nilaza tamin'i Andre ka dia i Andre sy Filipo no niara-nilaza tamin'i Jeso [2.996]
Vocabulary 
Other spellings 
Biblical quotes 

Entry 5/5 André
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Patronyms 

Updated on 2023/07/30