Entry | andre | ||
Part of speech | interjection | ||
Explanations in Malagasy | Tenim-piontanana milaza: -- Fahatairana: Andre! inona ity ataonao, anaka? -- Figagana: Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka! -- Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay! [1.1] | ||
Explanations in English | An expression of astonishment. See adre, odre. [1.2] | ||
Entry | andre | ||
Part of speech | adverb | ||
Explanations in Malagasy | [Bara] Moa? Va? Angaha? [1.78] | ||
Synonyms | andra | ||
Entry | andre | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Manavy, fanihy, vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [1.78] | ||
Vocabulary | Zoology: mammals | ||
Other spellings | andrehy | ||
Entry | Andre | ||
Part of speech | name (biblical) | ||
Explanations in English | Andre, Andrea [2.996] | ||
Andrew [2.996] | |||
Explanations in French | André [2.996] | ||
Examples | Dia lasa Filipo nilaza tamin'i Andre ka dia i Andre sy Filipo no niara-nilaza tamin'i Jeso
[2.996] | ||
Vocabulary | Holy Scriptures | ||
Other spellings | Andrea | ||
Biblical quotes | Chapters and verses mentioning Andre | ||
Entry | André
![]() | ||
Part of speech | name (anthroponym) | ||
Anthroponyms |
| ||
Updated on 2023/07/30 |
![]() |