|
|
|
|

Entry1  andrandraina
Root  2  andrandra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atraka ambony: Andrandrao ny lohanao
5  Takarina amin' ny maso: Andrandrao ny haavon' irỳ tendrombohitra
6  Antenaina, alehan' ny saina: Ny hanan-taranaka ihany no andrandrain' ny Malagasy [1.1]
Explanations in English  7  to be raised, to be erected, as the head; also used in speaking of the things seen by an erect look. [1.2]
8  to be raised; to be looked at from below, to be looked up to [1.7]
Explanations in French  9  qu'on lève; vers quoi on lève la tête; qu'on espère [1.8]
Examples  10  Andro andrandraina amin' ny herinandro. [2.4#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Anagrams  15  andrandraina, andrandranay, iandrandrana

Updated on 2023/01/21