Entry andramana (andrana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Enti-milaza ny zavatra hangalana kely mba hafantarana ny tsirony [1.78]
 Tsapaina kely mialoha: Vao nandramana ilay angady dia tapaka
Fantarina kely ao am-bava ny tsirony: Andramo kely ny siran-daoka, ry Fara a! [1.1]
Explanations in English To be tasted, to be commenced, to be tried. [1.2]
Morphology 
Present : andramana, andramako, andramanao, andramany, andramantsika, andramanay, andramanareo, andraman', andraman-, andramam-, andrama-
Past : nandramana, nandramako, nandramanao, nandramany, nandramantsika, nandramanay, nandramanareo, nandraman', nandraman-, nandramam-, nandrama-
Future : handramana, handramako, handramanao, handramany, handramantsika, handramanay, handramanareo, handraman', handraman-, handramam-, handrama-
Imperative : andramo
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20