Entry andidiana (didy)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [1.2]
Examples 
1Inty ny hety handidianao ny patalohako (Voici les ciseaux pour tailler mon pantalon) [1.3]
2Tanteraho ny zavatra rehetra nandidian’ Andriamanitra antsika (Observez tout ce que Dieu nous a commandé) [1.3]
Morphology 
Present : andidiana, andidiako, andidianao, andidiany, andidiantsika, andidianay, andidianareo, andidian', andidian-, andidiam-, andidia-
Past : nandidiana, nandidiako, nandidianao, nandidiany, nandidiantsika, nandidianay, nandidianareo, nandidian', nandidian-, nandidiam-, nandidia-
Future : handidiana, handidiako, handidianao, handidiany, handidiantsika, handidianay, handidianareo, handidian', handidian-, handidiam-, handidia-
Imperative : andidio

Anagrams 

Updated on 2024/01/26