|
|
|
|

Entry1  andevozina
Root  2  andevo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao mpanompo, entina amin' izay itondrana azy, ampanaovina izay tiana [1.1]
Explanations in English  5  to be enslaved [1.2, 1.7]
6  to be reduced to slavery. [1.2]
Explanations in French  7  qu'on traite en esclave [1.8]
Examples  8  ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy. [2.313#]
9  Ary ireo babo sy sambobelona ireo tsy azo andevozina na vonoina. [2.366#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Synonyms  14  andevoina

Anagrams  15  anandevozy, andevozina, iandevozan, niandevoza

Updated on 2023/01/21