|
|
|
|

Entry1  andevozina (andevo)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Atao mpanompo, entina amin' izay itondrana azy, ampanaovina izay tiana [1.1]
Explanations in English  4  to be enslaved [1.2, 1.7]
5  to be reduced to slavery. [1.2]
Explanations in French  6  qu'on traite en esclave [1.8]
Examples  7  ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy. [2.313#]
8  Ary ireo babo sy sambobelona ireo tsy azo andevozina na vonoina. [2.366#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Synonyms  13  andevoina

Updated on 2023/01/21