|
|
|
|

Entry1  andevon-drazana
Elementary words  2  andevo, razana
Part of speech  3  locution
Explanations in French  4  esclave dont la famille sert ou a servi celle du maître de génération en génération [1.3]
Examples  5  raha manao ratsy ny tompo ny izy, dia amidy ny tompony — na andevondrazana, na lova, na hafatra ny razana, ka natao ny razana hoe "aza amidy fa nanao soa anay" ka raha manao ratsy amy ny zaza mandimby, dia mahazo mivarotra azy ny zaza mandimby [2.48]

Updated on 2023/05/24