|
|
|
|

Entry1  andao (leha)
Part of speech  2  imperative of passive verb
Explanations in Malagasy  3  Fihasimban' ny hoe andeha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana. Raha mandeha irery, dia mitovy hevitra amin' ny hoe roso na lasa!
4  Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Andao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [1.1]
Explanations in English  5  [An irregular Imperative from mandeha, to go.] Let us go, let us be off. See leha. [1.2]
Explanations in French  6  partons, allons [1.3]
Other spellings  7  ndao
Proverbs  8  Proverbs containing the word andao
Tables and plates  9  All the passive imperatives

Anagrams  10  adano, adona, andao, doana

Updated on 2020/07/31