Entry andalovana (lalo)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [1.2]
Examples Faly izahay ny asabotsy fa mandeha manasa lamba any Ikopa ka afaka mividy mangahazo masaka tao Ambanidia izay andalovana. [2.356]
Morphology 
Present : andalovana, andalovako, andalovanao, andalovany, andalovantsika, andalovanay, andalovanareo, andalovan', andalovan-, andalovam-, andalova-
Past : nandalovana, nandalovako, nandalovanao, nandalovany, nandalovantsika, nandalovanay, nandalovanareo, nandalovan', nandalovan-, nandalovam-, nandalova-
Future : handalovana, handalovako, handalovanao, handalovany, handalovantsika, handalovanay, handalovanareo, handalovan', handalovan-, handalovam-, handalova-
Imperative : andalovy

Anagrams 

Updated on 2023/01/21