|
|
|
|

Entry (1/2) 1  anarina
Root  2 anatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Omena torohevitra, atoro: Tsy laitra anarina io zaza io fa mafy loha
9 Fitenenana: Raha anarin-tsy zaka, ny tsetsetrano an' olona, fa ny tsitsitra no an' ny tena: fitenenana misy tsilalaon-teny enti-milaza fa ny ankizy tsy laitra anarina dia mampitsetsetra ny mpitazana fa mety hahafaty ny tena kosa. / Anarin-tsy zaka, ka voa vao manao hoe "Nankaiza ny tanteliko teto"?: ireo tsy laitra anarina dia mbola ho voa ka amin' izay vao hanenina bevava [1.1]
Explanations in English  10 to be advised, to be admonished [1.7]
Explanations in French  11 qu'on conseille qu'on réprimande [1.8]
Examples  12  Raha ny manan-dray no anarina, ny kamboty no mahazo aloha. [2.69#]
Combinations  13  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word anarina

Entry (2/2) 14  añarina
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16 [Antemoro] sanga, tampony, tendrony [1.78]

Anagrams  añarina, anarina, 17 aniràna, 18 aranina, 19 rianana

Updated on 2026/08/13