|
|
|
|

Entry1  anakatsimba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavamaniry fanao ody tazo ny raviny, indrindra raha mandoa ny marary; azo ampiasaina ho fanafodin' ny biliezy koa izy, ary ny raviny apetaka amin' ny nonon' ny mpifana misy vay (Toddalia asiatica) [1.1]
Explanations in French  4  Toddalia asiatica (L.) Lam. (Rutaceae). [Betsileo] [1.196]
Vocabulary  5  Botany: medicinal plants
Scientific name 

Updated on 2024/10/14