Entry ampovoamboany (any, fo, voa, -ny)
Part of speech adverb [full list]
Examples 
1Ny Rova kely foana teo ampovoamboany teo, fa vao nitarina matetika. [1.437]
2Tamin' ny lalamby Fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472]
3HEFA voafidy ny tany hanorenana ny vo-hitra, dia orenam-bato ao ampovoamboany, dia alaina ny ondralahy vonoina eo ambonin' iny vato naorina iny, ka aidina eo ny rany, ary ny ondry dia andraiioina hohanin' ny oìona. [2.857]
Vocabulary 

Updated on 2022/03/14