Entry | ampotomoty | |
Elementary words | fototra ; moty | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Akaiky dia akaiky efa mila hitehika mihitsy [1.1] | |
Explanations in English | [fototra, a root, moty, a tree, etc.]. Near, close, quite at hand. A vulgar word. [1.2] | |
Examples | Raha jerena ampotomoty anefa, toa tsy misy ifandraisany velively ny "teny" sy ny "tombon-tsoan' ny firenena" eo amin' ny fiainana "ara-batana" ary izay no zava-manodoka tena mamohehatra indrindra.
[2.285] | |
Updated on 2023/05/31 |