|
|
|
|

Entry 1  ampoizina
Root  2 fo
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao
9 Kasaina: Moa ve efa nampoizinao izao halatra nataonao izao?
10 Eritreretina, ahina, atao ho zavatra ka eritreretindava: Ampoizo ny fianaranareo, rankizy [1.1]
Explanations in English  11 to be expected, anticipated, looked for. [1.2]
Examples  12  Am-poizina aza he, izany izy, ka mainka fa tsy ampoizina! [2.4#]
13  Hita amin'ny toe-javatra niseho fa ny ady sisa ampoizina. [2.588#]
Combinations  14  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ampoizina
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21