|
|
|
|

Entry1  am-pofoana
Elementary words  2  fofoana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Eo ambony fe sy ranjo miforitra: Eo ampofoana no efa manomboka ny fanabeazana ny ankizy [1.1]
Explanations in English  5  in the lap [1.2]
6  on the bosom [1.7]
Explanations in French  7  dans le giron [1.8]
Examples  8  Dia nentina, ka nony teny an-dàlana, dia saiky lasa tao ampofoana ny zaza : Fahoriana rè izany! [2.59#]
9  Ny fanisana ny volana Malagasy dia 29 andro amin' ny volana rehetra ampofoana na baben'ny reni-vintana dia tsinana izy amin'ny faha-30 andro. [1.381#]
Proverbs  10  Proverbs containing the word am-pofoana

Anagrams  11  am-pofoana, foampoana

Updated on 2024/02/12