Entry ampirafesina (rafy)
Part of speech passive verb
Explanations in English (used of the woman or women) [1.7]
Examples 
1tsy azo ampirafesina ihany koa amina asa hafa matihanina ankoatra izany; [4.27]
2Tsy azo ampirafesina amin' ny raharaham-panjakana hafa nahavoafidy na amin' ny fisahanana anton-draharaha hafa ny fanaovana ny raharahan' ny Filohan' ny Repoblika. [2.114]
Morphology 
Present : ampirafesina, ampirafesiko, ampirafesinao, ampirafesiny, ampirafesintsika, ampirafesinay, ampirafesinareo, ampirafesin', ampirafesin-, ampirafesim-, ampirafesi-
Past : nampirafesina, nampirafesiko, nampirafesinao, nampirafesiny, nampirafesintsika, nampirafesinay, nampirafesinareo, nampirafesin', nampirafesin-, nampirafesim-, nampirafesi-
Future : hampirafesina, hampirafesiko, hampirafesinao, hampirafesiny, hampirafesintsika, hampirafesinay, hampirafesinareo, hampirafesin', hampirafesin-, hampirafesim-, hampirafesi-
Proverbs 

Updated on 2023/04/08