| Entry | 1 ampanjanahina |
| Root | 2 zanaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Ampisamborina misy zanany: Telo alina izao ny volan-dRangahy io ampanjanahiny any rehetra any
[1.1] |
| Examples |
9 vola venty ka ampanjanahina;
[2.436#]
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 11 ampanjahanina, ampanjanahina |
| Updated on 2026/04/21 |
|