Entry ampangoro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Vary miraikitra amin'ny vilany rehefa masaka ary mena ny ranony [1.78]
 Vary andrahoina atao nitra ny ranony ka somary may kely aza ny vody vilany ary misy takela-bary may miraikitra aminy izay antsojna hoe ampango, niavian' itỳ teny
Mitovy hevitra: vary maina [1.1]
Explanations in English Rice so cooked that the water has been well evaporated, and there arises a fragrant smell from it. [1.2]
 Rice boiled dry and fragrant [1.7]
Explanations in French Riz cuit jusqu'à ce que l'eau soit évaporée [1.8]
Vocabulary 
Synonyms vary ampangoro
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31