|
|
|
|

Entry 1  ampanenoina
Root  2 neno
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  ary sarinety roa lehibe teo andrefan-trano ampanenoina mandrakariva. [2.48#1176]
8  kanjo kalokalo mitaraindraina no nampanenoin' ny rantsany malefalefaka [2.499#25]
9  na araka ny hevitry ny sasany, dia milaza fa tokony hiato kely ny feon' ny mpihira, fa ny trompetra ihany no ampanenoina. [1.38#861]

Updated on 2026/04/19